Teny iditra belanjana (be, lanja)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana ilazana ny papango amin' ilay izy manapaka ny lalan' ny mpandeha iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A name given to a heron or kite when it happens to cross a person's path. This is considered an omen of great good or evil. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31