Teny iditra | bibalahy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' ahitra fanao fanafody, indrindra amin' ny fivalanan-dra, na fivalanana tsotra fa tsy mety mijanona [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A plant used as a medicine for dysentery and diarrhea and spitting of blood. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] Herbe dont la décoction est administrée contre la dysenterie et les diarrhées persistantes. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra ~ Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |