Teny iditra biririoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanenon-javatra toa misiaka mandalo mafy, toy ny an' ny karavasy, baba miserana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A whiz, a buzz [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Sifflement des projectiles, de la cravache, etc. [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Tovy hevitra bisisioka ~ bizizioka
Mpanahaka  rimorimo [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31