Teny iditra |
bobo
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fotsy dia fotsy, fotsy botsiaka. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | White, chiefly applied to cattle and sheep; an albino. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Blanc. [1.19]
|
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
Soratr' omby
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
bobo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Vohoka, kibo, fivaviana, ny faritra fiterahan' ny vehivavy [1.10]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
The womb [1.2]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
bobo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Erika madinika mitorajofo, mamovoka sady mifafy [1.10]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|