Teny iditra bomba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mitovy hevitra amin' ny omba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Sampanteny 
 

Teny iditra bomba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahan-tafondro, izay bala lehibe misy vy sy vanja [1.1]
 Jereo baomba [1.62]
 [ baomba ] Zavatra voavoatra natao handravana na handrehetana izay iantefany rehefa alefan' ny tafondro na milina hafa [1.62]
Fanazavàna teny anglisy A shell, a bomb. [Eng. bomb] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Bombe [Fr. bombe] [1.3]
Ohatra Ary izao, dia vao nasiany ny Farantsay indray Mahanoro, ka maro no bomba nameliny tao [2.59]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: bomb. Frantsay: bombe.
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/15