Teny iditra bonga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sombin-tany mivaingana, dongona kely
Tendrombohitra na havoana avo sady lehibe: Any ambadiky ny bonga roa ambin' ny folo [1.1]
  [Taisaka] Vongana [1.78]
  [Sihanaka] Tanety [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A clod, a lump of earth; a hill, an eminence [Polyn. mamunga] [1.2]
Fanazavàna teny malagasy Havoana na tendrombohitra kely [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Bloc, masse [1.82]
  [Tankarana] Montagne, plateau. [1.19]
 Dôme, butte [1.13]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra bongo
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra bonga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Ny mahalehilahy ka ilay toa kitapo kely misy voanjavatra roa eo [1.78]
 Filazana, amin' ny foko sasany, ny vihina, na ireo vongana roa eo ambanin' ny filahiana [1.1]
Voambolana 
Mpanahaka  bongabe

Teny iditra bonga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana iantsoana ny sakoivy raha mbola tsy miofo ho voangory (amin' ny foko sasany) [1.1]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24