Teny iditra |
bonia
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona mahira-tsaina sy mahatsinjo lavitra ary mahavita zava-mahagaga amin'ny angano [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The name of a mythical hero of the Folklore. [1.2]
|
|
Teny iditra |
bonia
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny maso misokatra tsara mahafinaritra, mahatehotia, baliaka
[1.1]
|
|
Teny iditra |
bonia
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | (?) bands or bundles. A term used by soldiers [1.2]
|
Voambolana |
|