Teny iditra bontanaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Biby maintimainty toy ny fandaibe, sady volovoloina ihany koa saingy tsy mba mandratra ny lainy; mipetaka mivangongo mitambatra ranoray eny amin' ny vatan-kazo loaka no mazàna ahitana azy [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31