Teny iditra boriborintany (boribory, tany)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Izay isan' olona nitadiaivin' ireny, ny lehiben' ny boriborintany no namorona azy amin' ny fanendrena avy eo amin' ny vahoakany. [2.472]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : boriborintany, boriborintaniko, boriborintaninao, boriborintaniny, boriborintanintsika, boriborintaninay, boriborintaninareo, boriborintanin', boriborintanin-, boriborintanim-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31