Teny iditra brahmanisma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. brahmanisme] Antokom-pivavahana amin' ny mponina Indianina saiky eran' ny taniny manontolo, mivavaka amin' andriamanitra maro, fa ny telo lehibe dia Brahma, Vishnou ary Civa [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: brahmanisme.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31