Teny iditra |
dabadaba
(daba)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Izay atao raha manatsikobana rano, raha mitsobo-drano na milomano Ny fikotaban' ny rano eo am-pirobohana na eo am-pilomanosana. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The sound made by stepping into or splashing into water [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Bruit que l'on fait en entrant dans l'eau; en l'agitant, en nageant [1.3]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
dabadaba
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | Full, filled to the brim [1.2]
|
|
Teny iditra |
dabadaba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Clabaudage, balbutiement imbécile. [1.19]
|
|