Teny iditra | dao | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feon-javatra miantonta amin-javatra, na feon-kapoka midoboka: Miasa amin' olona tsy mifaditrovana: manao, dao; tsy manao, dao ! [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Pouf, bruit sourd que fait un corps, en tombant [1.3] | ||||||
[Tankarana] Explétif. § rè. [1.19] | |||||||
Voambolana | Feo | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | ado, dao |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |