Teny iditra daondaona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feo midobodoboka amin' ny zavatra velezina na mikodiadia
Teny alefalefa fotsiny, tsy voahevitra, matetika mampiseho avonavona sy fanambaniana ny hafa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Impudence, arrogance dans la parole [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26