Teny iditra |
deboka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny toerana iva sy lemademaka voahodidin' ny havoana na tendrombohitra. [1.1]
|
| Toerana lemademaka iray [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Dépression, cuvette [1.13]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
lempona |
|
Teny iditra |
deboka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Feon' ny rano voakapoky ny tanana na zavatra hafa [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Splashing of water from something thrown in [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Le son de l'eau battue avec la main ou avec un objet [1.3]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|