Teny iditra demôkrasia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahefan' ny vahoaka
Fanjakana, fitondram-pirenena isehoan' ny fahefan' ny vahoaka [1.62]
Fanazavàna teny anglisy Democracy [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Démocratie [3.1]
Ohatra 
1Maharitra roa na telo volana ny fandinihana azy io any amin' ny firenena anjakan' ny demokrasia. [4.27]
2Ny demokrasia sy ny feni-kevitra momba ny Fanjakana tan-dalàna no fototra iorenan'ny Repoblika. [1.320]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: démocratie.
Mpanahaka  demôkraty ~ demôkratika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31