Teny iditra dibera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hero-dronono namboarina manokana amin' ny fikapohana azy ka manjary mitambatra sy mivaingana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Beurre
dibera mitsiranoka: beurre semiliquide [1.13]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: du beurre.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31