Teny iditra difiteria
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. diphtérie] Aretin' ny ankizy indrindra, izay miseho amin' ny tenda maharary miaraka amin' ny tazo maivamaivana; vetivety dia misy zavatra fotsifotsy miforona ka mandrakotra ny aty tenda na ny orona; raha tsy voavonjy haingana, dia mety hanentsina ny fiainan' ny marary ka mahafaty [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: diphtérie.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31