Teny iditra dilotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feo re avy amin' ny fifampikasohan' ny zavatra roa samy mafy; feo midridroka, na mikarantsana noho ny fikasohana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Grincement, son strident ; friction, frottement [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/04/26