Teny iditra dimbinantsy (dimby, antsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ahitra na anana izay maniry eo amin' ny tahony efa nakana na nanapahana. (Matetika no tapahina amin' ny antsy ny anamamy toy izany ka izany no nahatonga ny anaran' io karazan' anamamy io hoe: anamamy dimbin' antsy) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ dimbin-antsy ] The after-crop growing up of itself; lit. that which is after the sickle. See kolokolo [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ dimbin' antsy ] (de dimby : repousse, regain, et antsy : le couteau). Regain ; seconde récolte après la moisson du riz faite au couteau ; se dit aussi pour certains légumes verts dont on coupe périodiquement les feuilles, notamment Solanum nigrum L. (voir anamamy). [1.196]
Voambolana 
Kamban-teny 
Mpanahaka  dimbin-tanana ~ kolokolo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31