Teny iditra dinta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana kankana monina eny an-tanimbary sy eny amin' ny honahona ary mitsentsitra ny ra; mora mipetaka amin' ny tenan' ny olombelona ny dinta noho ireo tandrony roa fanandrohany eo amin' ny lohany sy ny vodiny, izay indray mitsentsitra daholo; avy amin' izany no nahatonga ilay ohabolana hoe: Mihinan-droa tahaka ny dinta [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A leech. Linta is used in the provinces [Mal. lintah] [1.2]
 A leech [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sangsue [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Mpanahaka  dintamborona ~ dintanala ~ dintandrano
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11