Teny iditra | dridridridry | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitaraindrainana noho ny aretina na ny fahoriana:
Tsy te handre ny fidridridridrin' io marary io aho Famoahana feo maharitra hafahafa noho ny fikasohana tsy malama tsara: Akatony tsara ny varavarana fa tsy tantiko ny fidridridridriny tontolo andro [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Same as dredridredry. [1.2] | |||||||||
Voambolana | Feo | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |