Teny iditra | dridrodridro | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feon-javatra midilotra; feon-javatra roa mifampikasokasoka ka mikiririoka na mampangintsina any an-tsofina any. [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A squeaking sound [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Grincement, craquement, cris des rats [1.3] | |||||||||
Grincement ; cri des rats [1.8] | ||||||||||
Voambolana | Feo | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | dridroka | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |