Teny iditra emboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ditin-kazo na hafa, mandefa fofona na setroka rehefa dorana; fofona midofaka: Zavatra telo no natolotry ny Majy an' ilay zazakely: volamena, emboka manitra ary mira [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Incense [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Encens [1.3, 1.8]
 Résines propres à brûler, tout ce qui peut remplacer l'encens, donner de la fumée et du parfum comme la graisse [1.3]
  [Merina, Sakalava] Encens, résine, et de façon plus générale, tout ce qui est susceptible de brûler en dégageant une fumée abondante et une odeur agréable. Ce nom a donné le verbe embohana, action de faire brûler de l'encens ou de produits analogues. [1.196]
Ohatra fahavetavetana amiko ny emboka; [2.996]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra emboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana ilazana ilay fiafaran' ny tahom-boany amin'ny akondro, izay marani-doha manja mainty manopy ranombalahy, sisa mijanona rehefa tapitra niforona daholo ny voa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le bouquet du bananier qui doit porter des fruits [1.3]
  [Merina, Sakalava] Nom général des arbres et arbustes qui produisent de telles résines. Ce sont surtout des canarium, commiphora et protium (Burseraceae). [1.196]
Ohatra Hodi-kazo manitra ny emboka. [2.245]
Voambolana 
Tovy hevitra embok' akondro

Teny iditra emboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Le piton qui réunit les chaînettes de la balance et sert à les suspendre aux bouts du fléau [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11