Teny iditra fahafito (fito)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahenina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The seventh [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Septième [1.3]
Ohatra 
1Nigadona ny fahafito taonako. [2.529]
2Ny Tono manimanitra no heverina eto fa tokony fahafito. [2.245]
3dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy; [2.508]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra fahafito (fito)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Seven fathoms. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Sept brasses [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03