Teny iditra fahasivy (sivy)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny filaharana manaraka ny fahavalo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Neuvième [1.3]
Ohatra dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy; [2.508]
Kamban-teny 

Teny iditra fahasivy (sivy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Neuf brasses [1.3]

Teny iditra fahasivy (sivy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Terme de Sikidy [1.3]
Voambolana 
Mpanahaka  sikidy

Teny iditra fahasivy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Fanahy, avelo [1.78]
  [Bara] Lolo, matoatoa [1.78]
  [Betsileo] Avelo, lolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The ancestors, or spirits of the ancestors [1.2]
Ohatra izany no nataony hoe "matoatoa" , "ambiroa" , "fahasivy"; [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31