Teny iditra fahazato (zato)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy [ fahazatony ] A hundredth [1.2]
 A hundredth part, percent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ fahazatony ] La centième partie [1.3]
 [ fahazato ] Le centième [1.3]
 Le centième, pourcent [1.8]
Ohatra 
1Ny taona 1918 dia fankalazana ny fahazato taonan' ny nidiran' ny Filazantsara teto Madagasikara. [2.356]
2fa mbola maty tanora ihany ny maty amin' ny fahazato taonany, ary efa zato taona ny mpanota vao ho tratry ny ozona. [2.996]
Voambolana 
Mpanahaka  ampahazato

Teny iditra fahazato (zato)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy One hundred fathoms long [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Cent brasses [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/15