Teny iditra | fahefatra (efatra) | ||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza izay mitana ny laharana aorian' ny fahatelo: Ny avrily no volana fahefatra amin' ny taona [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | The fourth [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Quatrième [1.3] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Lohateny | |||||||||
Tsipelina hafa | fahaefatra | ||||||||
Teny iditra | fahefatra (efatra) | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Four fathoms [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Quatre brasses [1.3] | ||||||||
Voambolana | Toerana | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25 |