Teny iditra fahenina (enina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahadimy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The sixth [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Sixème [1.3]
Ohatra 
1Izaho no fahenina ary i Doda no farany. [2.4]
2Tamin' ny marainan' ny andro fahenina aho vao niditra fitsarana. [2.643]
3Be ny malahelo tsy mahatakatra fahenina, fa tapa-pahenina no takany, fahatelom-pahenina no takany. [2.298]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Teny iditra fahenina (enina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Six brasses [1.3]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26