Teny iditra faikany (faika)
Sokajin-teny anarana faika sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  faika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Résidu, déchet [1.13]
  [Betsileo, Merina] (comme faika (2)). Nom de la coque, de l'enveloppe des fruits secs dont on ne consomme que l'amande. [1.196]
Ohatra 
1Mamy ihany ny tantely, fa misy faikany; [2.69]
2Potserin' ity milina ity kosa ireo sady tantavaniny hiavaka ny ranony sy ny faikany. [2.445]
Voambolana 
Tovy hevitra tsaikany

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31