Teny iditra faka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-milaza ny fototry ny zavamaniry milentika any ambanin' ny tany ka mampiorina azy tsara ary koa misintona ny sakafony avy ao; matetika no mirantsandrantsana eran' ny tany any ny fakan' ny hazo lehibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A root. [Mal. akar (?).] [1.2]
 Root, cause [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Racine, cause [1.8]
 (dans toute l'île) (du malais aka). Nom général des racines, de la partie souterainne d'un végétal ; ny fakan-kazo : les racines d'un arbre. Action de s'enraciner : mamaka ; enracinnement ou reprise d'un bouture : famakana ; on dit aussi latsa-paka pour une bouture qui a bien repris, qui s'est bien enracinnée. L'adjectif fakaina qualifie les plantes qui ont beaucoup de racines, un chevelu bien développé ; lava-faka, les arbres puissamment enracinés, avec les racines qui retiennent bien les terres, comme le voandelaka. [1.196]
Ohatra Vahatra faka toy ny fakan-kazo. [2.69]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra faka (aka)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina maka: Toy izao no faka ireny voankazo ireny
Azo alaina, tokony halaina: Olona tsy faka taranaka [1.1]

Teny iditra faka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy In the provinces it also means the private parts. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Parties indécentes. [1.19]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20