Teny iditra fakantsary
Singan-teny fakana ; sary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitaovana ampiasaina hakana sary fòtògrafia [1.1]
Ohatra Vetivety dia nilamina teo anoloan' ny fakantsary izahay [2.332]
Voambolana 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08