Teny iditra fambosiana (ambosy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitarihana, fitaomana, famokisana [1.1]
Mpanahaka  fanaboniana ~ fanabosiana

Teny iditra fambosiana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Catalyse [1.13]
Voambolana 

Teny iditra fambosiana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hery manosika [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Impulsion [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20