Teny iditra |
famoaka
(voaka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mamoaka [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on peut faire sortir, montrer, manière de montrer [1.3]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
famoaka
(voaka)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Azo avoaka [1.1]
|
Ohatra | Tsy famoaka any ivelany izany.
[2.472]
|
|
Teny iditra |
famoaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Bibikely ampidirina amin' ny lavaky ny angely mba hamoaka sy hihantsy azy hivoaka hampiadina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Any insect used in ferreting out the antsiondahy from its hole.
[1.2]
|
Voambolana |
|