Teny iditra fampanofan-tany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fomba fanajariantany amin'ny alalan'ny mpamboly tsy manan-tany izay mifanaiky fa handrotsaka vola hofan-tany raikitra amin'ny tompony [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Fermage [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31