Teny iditra fampiasana (asa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Utilisation (une), usage (un), emploi (un), devoir (un), exercice (un), application (une) [1.13]
Ohatra 
1Efa natombokao ny fianarana sy ny fampiasana ny sorabe. [2.528]
2Ny fepetra hafa fampiasana io zo io dia feran' ny lalàna. [1.320]
3Mandeha eo avokoa ny fampiasana sain-dalina sy ny fikarohana hevitra an-talelaka. [2.643]
Kamban-teny 
Lohateny Ny Fampiasana Fanafody Famonoana Bibikely

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12