Teny iditra | fanangana (tsangana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Nofon-kena malemy voahodidina taolana ao amin' ny soroky ny omby [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Tovy hevitra | fanangany | |
Teny iditra | fanangana (tsangana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manangana [1.1] | |
Teny iditra | fanangana (tsangana) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Azo atsangana: Tsy fanangana ny zaza maditra toy ireny [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanangana, fanganana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |