Teny iditra | fanataovana (tatao) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Antontam-bato na zavatra hafa eny amoron-dalana natsipin' ny mpandalo nivoady na nangata-javatra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Rel. s. from manatao (tatao).] A heap of stones, sticks, grass, etc., on which persons passing usually throw something for luck expressing the hope of a safe return, or success in what they are about to do. [1.2] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fanataovana io | |
Fivaditsoratra | fanataovana, fanatoavana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |