Teny iditra |
fandambanana
(lambana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fakana valala amin' ny lamba [1.1]
|
|
Teny iditra |
fandambanana
(lambana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Famonoana betsaka indray miaraka, fandringanana, fandripahana [1.1]
|
|
Teny iditra |
fandambanana
(lambana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Tsihy kely fametrahan-tsakafo solon-databatra ho an'ny ray aman-dreny ao an-trano na sakafo ho an'ny vahiny [1.78]
|
| Tsihy lehibe velarina rehefa hisakafo [1.1]
|
| [Betsimisaraka]
Tsihy kely efa-joro ametrahana ny vilia na ny lamban-dravina rehefa hihinana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Petite natte pour offrir mets, fruits. [1.19]
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
fandambanana
(lambana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanemerana amin' ny tsihy, fametahana peta-kazo [1.1]
|
|
Teny iditra |
fandambanana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
Arbuste inconnu des restes de forêt, près de Bedihy, d'après Descheemaeker. [1.196]
|
Voambolana |
|