Teny iditra fandevonana (levona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanafonganana, fanafoanana: Fandevonana ny firenena ny famelana ny toaka hitobaka eran' ny tany sy ny fanjakana
Fanimbana: Tsy ekeko izao fandevonana ny voninkazoko izao
Fandringanana, fandripahana: Henemana monja ny fandevonan' ny tafiky ry zareo ny fahavalony
Fampanjariana ho fofona, etona, ranony...: Haingana ny fandevonana ny siramamy ao anaty rano
Fampanjariana ho zavatra mahavelona ny tena: Maharitra adiny roa na telo eo ho eo ny fandevonana ny sakafo hanintsika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Dissolution. [Voambolana: Fizìka] [1.13]
Kamban-teny 
Mpanahaka  fahalevonana ~ fimaha ~ fimahana

Teny iditra fandevonana (levona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A charm used to hasten the digestion of food taken in too great a quantity. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de levona : digéré) Préparations qui font digérer en cas d'embarras gastrique ou après un repas trop copieux. Certaines ont effectivement une incontestable efficacité et reposent sur les propriétés des fruits riches en enzymes protéolytiques, comme ceux de l'ananas, de la papaye et de l' angivibe, Solanum macrocarpum L. (Solanaceae) [1.196]
Voambolana 

Teny iditra fandevonana (levona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A charm used to reduce the swelling of the bowels swollen from the drinking of the tangena ordeal [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (merina ancien) (de levona, dans le sens de dissiper les effets) Produits qu'on administrait lorsque quelqu'un réchappait de l'épreuve du tangena pour calmer les douleurs ressenties après les hoquets et les vomissements répétés entraînés par cette épreuve. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31