Teny iditra | fandrabavy | |
Singan-teny | fandraka ; vavy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandraka lehibe na mivelabelatra ny lelany [1.1] | |
Fandra-kazo be sakana fa manify [1.13] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [vavy, feminine.] A very large chisel. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ciseau [1.13] | |
Voambolana | Fitaovam-piasana | |
Mpanahaka | fandradahy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/22 |