Teny iditra fandraisana (ray)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanantazana: Fahadisoana ny fandraisana baolina amin' ny lalao baolina kitra
Fanekena izay omena: Tokony hofadina ny fandraisana tsolotra
Fihinanana, fisotroana: Tsy tsara ny fandraisana zava-pisotro mahamamo matetikana dia kely foana aza
Fitsenana, fampiantranoana: Nafonafana izay fondraisan' ny fokontaninay ny lehibe izay
Fanokanana: Amin' ny Alahady heriny no fandraisana ilay Mpitandrina vaovao hiaso eto amintaika
Fahazoana an-tanana: Isaky ny faharoapolon' ny volana no fandraisanay karoma [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A piece of wood used in weaving [1.2]
 The act of receiving [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de recevoir [1.8]
 Préhension [1.13]
Ohatra 
1Tena fatratra ny fandraisana azy. [2.356]
2Fatratra ny fandraisana natao azy tao. [2.895]
3Ho fandraisana azy enina mianadahy no anton' izany. [2.649]
4Tsy ny miaramilam-potaka ihany no nanao fandraisana mafana an-dRavoahangy. [2.472]
Kamban-teny 
Sary 

Teny iditra fandraisana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina] (de ray : action de saisir, d'accueillir, de donner l'hospitalité) Nom général des odi-fitia ou charmes pour se faire aimer et des procédés suivant lesquels on les utilise. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra fandraisana (ray)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (Fivavahana Protestanta) Fihinanana mofo sy divay ho fahatsiarovana ny nataon' i Kristy talohan' ny nahafatesany isaky ny alahady voalohan' ny volana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [Rel. s. from mandray (ray).] the Lord's Supper, lit. the taking; the day for celebrating the Lord's Supper. [1.2]
Ohatra 
1Tena fatratra ny fandraisana azy. [2.356]
2Fatratra ny fandraisana natao azy tao. [2.895]
3Ho fandraisana azy enina mianadahy no aintton' izany. [2.649]
4Tsy ny miaramilam-potaka ihany no nanao fandraisana mafana an-dRavoahangy. [2.472]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14