Teny iditra fandroaka (roaka)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mandroaka, manosika hivoaka
Azo roahina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu’on peut pousser en avant, celui qu’on peut exiler, manière de chasser [1.3]
Ohatra Ary raha hoy hianao anakampo hoe: Firenena maro noho izaho ireo, ka hataoko ahoana no fandroaka azy? [2.996]
Ohabolana 

Teny iditra fandroaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Alika, amboa [1.1]
  [Sihanaka] Alika [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] [Mod. s. from mandroaka (roaka).] A dog. See alika, amboa [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Chien ( kivahy). § amboa [1.19]
 Chien [1.54, 1.13]
  [Sakalava-Mayotte] Chien [1.405]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07