Teny iditra |
fangaraka
(haraka)
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fampidirana ao amin' ny haraka Fampiditra ao amin' ny haraka [1.1]
|
|
Teny iditra |
fangaraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bibikely mitovitovy amin' ny renitantely na ny fanenitra saingy izy lavalava kokoa ary manify kely ny andilany, fotaka no anaovany ny trano anatodizany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A small insect, which deposits its eggs in a caterpillar and then buries it in the ground. Probably a species of ichneumon. The fanenitra is sometimes called by the same name. [1.2]
|
| The mud mason wasp [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Abeille maçonne [1.8]
|
Ohatra | Mitady vovobony an-tendrom-bozaka ny tantely ary manangom-peta amin' ny tongony ny fangaraka.
[2.470]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|