Teny iditra | fangarompohy (haro, fohy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-kafa iantsoana koa ny Marotanana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [fohy, short.] A common millepede found in the forests. [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Tovy hevitra | fangarompaty ~ marotanana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |