Teny iditra fanintontsintona (sintontsintona (sintona))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany. Aretina mampikainkona ny hozatra sy ny rantsambatana tsy araka ny sitrapo [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra fanintona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20