Teny iditra | fanondroadala | |
Singan-teny | fanondro ; adala | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Rantsantanana afovoany, izany hoe fahatelo avy eo amin' ny ankibe na avy amin' ny ankikely [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le majeur [1.3] | |
Voambolana | Haiaina | |
Manontolo | ||
Anaran' akora mamorom-batana | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/20 |