Teny iditra | fanoroana (toro) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fanondroana; fampahafantarana, filazana [1.1] | |||
Ohatra | Ny hanina tadiavin' ny bibikely amy ny voninkazo dia tsy hitany raha tsy misy fitaomana sy fanoroana azy.
[1.357] | |||
Kamban-teny |
| |||
Teny iditra | fañoroana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | Combustion, oxydation [1.13] | |||
Voambolana | Simia | |||
Tovy hevitra | fandoroana | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/26 |