Teny iditra fanoto (toto)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manoto: Ny fanoton' ny omby
Azo totoina: Ny tsaramaso tsy mba fanoto [1.1]

Teny iditra fanoto (toto)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitaovana entina mamotipotika zavatra na mikosika ny vary akotry hialan' ny hodiny ao anaty laona: Hazo boribory lovoiava mazàna ny fonoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A pestle, a rammer
An iron crow-bar. [1.2]
 Pestle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pilon [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/03