Teny iditra | fanovoka (ovoka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manovoka; na manala, manesotra, mantsoaka [1.1] | |
Teny iditra | fanovoka (ovoka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana famaky sady mifaingoka no fisaka ny lelany [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Herminette [1.13] | |
Voambolana | Fitaovam-piasana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |