Teny iditra faratenda
Singan-teny fara ; tenda
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny vazana ny fihaonan' ny lalan-drivotra sy ny lalan-kanina [1.1]
 Vavan'ny fitenenana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Pharynx [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10